| Teny iditra | mahakingakinga (kingakinga (kinga)) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Ohatra | Dia namoron-dainga izy roa vavy ka nanao hoe "Andevokely novidinay tany an-tsena io, saingy zana-Betsimisaraka, ka izany no toa mahakingakinga azy.
[2.69] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|