| Teny iditra | kisendrasendra (sendrasendra) | ||||
| Sokajin-teny | anarana na tambinteny | ||||
| Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taona fa miandry ny kisendrasendra, hono, izy amin' ny fanadinana [1.1] | |||||
| Fifanandrifian-javatra [1.13] | |||||
| Hasard [1.13] | |||||
| Par pur hasard, accidentellement [1.5] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/09 |
|