| Teny iditra | kitari-daolao | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| [Betsileo] Hira fanaon' ny tovovavy amin' ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro ny ankizy ka ny tanany havanana itohizany amin' ny eo aloha, ary ny havia amin' ny eo aoriana [1.1] | ||
| Mpanahaka | isam-balahazo ~ isan' andravava ~ isan-drary | |
| Nohavaozina tamin' ny 2020/03/13 |
|