|
|
|
|

Teny iditra kitenindahy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny kiteny, lahy
 Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1]
  [Betsileo] (de teny : prohibition et lahy : mâle. Le sens est à peu près le même que pour kisesidahy). Gladiolus garnierii Klatt (Iridaceae). Jolie plante à bulbe qui résiste bien dans les prairies même soumises aux feux répétés. Voir aussi tenindahy, tenimpody. [1.196]
Voambolana 
Tovy hevitra tenindahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12