|
|
|
|

Teny iditra tenin-dahy
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny teny, lahy
 Teny henjana sarotra ifampiraharahana [1.1]
 Paroles fortes, difficiles à digérer [1.3]

Teny iditra tenindahy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny teny, lahy
 Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1]
  [Merina] (de tenina (1) et lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au tenimbavy). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Gladiolus garnieri
Ohatra Tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina. [2.48]
Tovy hevitra kitenindahy
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14