| Teny iditra | Koto | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
| Anarana iantsoana zazalahy kely (mitovy amin' ny "bozy" ho an' ny zazavavy kely ) [1.1] | ||
| A common name for little boys [1.7] | ||
| Nom de garçon [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | hanina ny tokantrano kany hahita an' I Koto sy Kala ary ny vady malala no mamelovelo ao am-pony.
[2.470] | |
| Tsipelina hafa | Ikoto | |
| Mpanahaka | Bozy ~ Ikalakely | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/11/15 |
|