|
|
|
|

Teny iditra bozy
Sokajin-teny mpamaritra
 Stunted, dwarfish, diminutive in stature; short but pleasing [1.2]
 Nain, nabot [1.3, 1.196]
 Se dit des petites filles [1.3]
 Personnage contrefait [1.196]
Tovy hevitra bozibozy

Teny iditra bozy
Sokajin-teny anarana
 Fiasan' ny dokotera entina hangaronana fery na ny lalan-drano amin' ny tenan' ny olombelona mba hampandehanana ny fivalanan-drano [1.1]
 A catheter [1.2]
 Sonde, instrument de chirurgie [1.3]
Voambolana 

Teny iditra bozy
Sokajin-teny anarana
 Baobab tree [3.1]
  [Sakalava, Tankarana] Adansonia za Baill. ; Adansonia madagascariensis Baill. (Malvaceae). Nom plus spécialement donné aux jeunes sujets.
[Tandroy] Vigna sinensis (L.) Savi ex Hassk. (Fabaceae) ; la racine renflée est comparée à un petit personnage difforme. Racine comestible, activement recherchée en cas de disette. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Adansonia madagascariensis, Adansonia za, Vigna sinensis
Mpanahaka  adansonia
  baobaba ~ reniala ~ za ~ zaha
Sary 

Teny iditra bozy
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Kabaro andrahoina tsy misy fangarony [1.1]
Tsipelina hafa 

Teny iditra bozy
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Râpe à coco. [1.19]
Tovy hevitra bozo

Teny iditra Bozy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
 Anaram-bosotra fiantsoana mazàna ny zazavavy kely: Andeha mantsaka, ry Bozy [1.1]
 Used in speaking of children [1.2]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra Bozy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Bozy [2.996]
 Buzi [2.996]
 Buzi [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Bozi

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14