| Teny iditra | lahilahy (lahy) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Teny faniriantsoa atao amin' ny zaza forana mba ho salama tsara, ary tsy ho kanosa na mikovavivavy Sady sahisahy no kingakinga [1.1] | ||
| A word used in the circumcision ceremonies in invoking a blessing upon a child, and to draw away its attention from the suffereing [1.2] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|