| Teny iditra |
mandahilahy
(lahilahy (lahy))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitso-drano, mirary soa ny zaza atao hasoavana [1.1]
|
| | To use the expression lahilahy
[1.2]
|
| Ohatra | Mandritra izany kosa ireo mpitondra lefona sy ampinga dia mihira sy mandahilahy eo amoron-drano ka manao hoe: "Lahy!
[2.436]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandahilahy |
| Ny lasa : |
nandahilahy |
| Ny hoavy : |
handahilahy |
| Filaza mandidy : |
mandahilahia |
|
|
| Teny iditra |
mandahilahy
(lahilahy (lahy))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Provincial]
In the provinces, to circumcise. [1.2]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandahilahy |
| Ny lasa : |
nandahilahy |
| Ny hoavy : |
handahilahy |
| Filaza mandidy : |
mandahilahia |
|
|