|
|
|
|

Teny iditra mandala (lala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikarakara, mitandrina tsy ho simba: Olona mandala fihavanana ny Malagasy
Mitovy hevitra: mikarakara ~ mitandro ~ mitsimbina [1.1]
 To have in regard, to look upon with affection, to be attentive to one's needs [1.2]
 épargner, soigner [1.3]
 To look on with affection; to be attentive to; to consider precious [1.7]
 Chérir, tenir pour précieux; donner des soins attentifs à [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandala
Ny lasa : nandala
Ny hoavy : handala
Filaza mandidy : mandalà

Teny iditra mandala (lala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Sihanaka, Taisaka, Tanosy] Misaona [1.78]
  [Tanala] Misaona (ny havana maty) [1.78]
 In the provinces it means to mourn [1.2]
 Faire le deuil [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandala
Ny lasa : nandala
Ny hoavy : handala
Filaza mandidy : mandalà

Teny iditra mandalà (lala)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandala [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09