| Teny iditra | lanitra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany (amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra [1.1] | |||||
| The sky [Mal. langit] [1.2] | |||||
| The sky Heaven [1.7] | |||||
| Le ciel, le firmament [1.3, 1.8] | |||||
| La région éthérée [1.3] | |||||
| Voambolana | ~ | ||||
| Ohatra |
| ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: lanitra ao amin' ny Baiboly | ||||
| Teny iditra | lanitra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Le souverain [1.3] | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |
|