|
|
|
|

Teny iditra latsa-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe latsaka
Ohatra 
1na izay nikiaka mba ho latsa-drà. [2.59]
2Latsa-dranomaso i Dada nahita izany. [2.472]

Teny iditra latsa
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] Gaga [1.78]
 Teny maharary entimaneso na manakora olona voa; teny atao amin' izay voa tamin' ny zavatra nandrarana azy; fitenenana olona tsy mahay mankasitraka ka ampahatsiahivina azy amin' izany ny soanatao taminy. [1.1]
 Reproach [1.2, 1.7]
 Upbraiding [1.2]
 An insult [1.7]
 Reproche, injure [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Sady latsa no menatr' olona. [2.69]
2Koa aza atao latsa ho anay ny fanahy tsy ampy. [2.298]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13