| Teny iditra | lelaka (lela) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanakisahana sy fanafosafoana amin' ny lela Fandokadokafana tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka [1.1] | |||||
| Action de lécher, de laper Figuré: action de caresser, affection tendre [1.3] | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |
|