| Teny iditra | lelomby | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | lela, omby | |
| Tongue [4.51.1889] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Fa ratsy anie, lehiretsy, raha manao toy ny lelomby, ka hilelaka ny trafo izy ihany, hihaotra ny tongotra izy ihany, hiditra an' orona mahay, hitso-foka any am-bava mahay.
[2.69] | |
| Teny iditra | lelomby | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Nom d'une espèce d'arbre. [1.19] | ||
| (de lela : langue et omby : boeuf). Forme locale de lelanaomby, lelanomby, lelaomby. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13 |
|