| Teny iditra | leona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bezanozano] Laona [1.78] | ||
| [Sihanaka] [ leoña ] Laona [1.78] | ||
| [Tanala] [ leoña ] Laona, fitotoan-javatra: Mavesa-mody, mavesa-mandeha diakoa ny mpamanga leoña (mitondra entana atakalo vary ka tsy miala entana toy ny mpivarotra laona) [1.78] | ||
| Tovy hevitra | liona | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/02 |
|