|
|
|
|

Teny iditra liona
Sokajin-teny anarana
  [Tambahoaka] [ lioña ] Laona [1.78]
  [Bezanozano] Laona [1.78]
Tovy hevitra leona

Teny iditra liona
Sokajin-teny anarana
 Biby lehibe sy matanjaka ary masiaka [1.1]
Voambolana 
Ohatra 
1Ny halavan' ny liona dia tokony ho 2 metratra [1.38]
2Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293]
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: lion.
Lahatsoratra 

Teny iditra liona
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Bout des branches. [1.19]
 (dialecte non précisé). Équivalent de laingo (merina). Jeunes pousses, bourgeons tendres, d'après le Firaketana Malagasy. [1.196]
Voambolana 
Tovy hevitra laona ~ leona

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/02