|
|
|
|

Teny iditra lia
Sokajin-teny mpamaritra
 Dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10]
  [Bara] Dia [1.78]
  [Tanosy] Dia, dy [1.78]

Teny iditra lia
Sokajin-teny Tsy lazaina
 Iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy.
Na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [1.10]
 Niavian' ny hoe malia [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra lia
Sokajin-teny anarana
 Na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalia lalana [1.10]

Teny iditra Lià
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Lià [2.996]
 Leah [2.996]
 Léa [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Lea

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15