|
|
|
|

Teny iditra loharano
Sokajin-teny anarana
Singan-teny loha, rano
 Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano
Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1]
 A spring of water [1.7]
 Source [1.8]
Ohatra ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy [2.48]

Teny iditra Loharano
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny T7
Mpanoratra Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte
Mpanonta printy 1996. Ambozontany. Ambainy: 15cm. Haavony: 22cm. Takila: 191. Analamahitsy.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Teny iditra Loharano
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny T8
Mpanoratra Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean
Mpanonta printy 1987. Ambozontany. Ambainy: 15cm. Haavony: 22cm. Takila: 192. Fianarantsoa.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Teny iditra Loharano
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny T9
Mpanoratra Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile
Mpanonta printy 1988. Ambozontany. Ambainy: 15cm. Haavony: 22cm. Takila: 152. Fianarantsoa.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Teny iditra Loharano
Sokajin-teny anarana (gazety)
Mpanoratra Andrianjafitrimo Edouard, 1914
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Teny iditra Loharano
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -25.0833333, 46.8166667
-24.7166667, 46.8833333
-22.6166667, 47.8666667
-21.95, 48.1
Haianarantany loha, rano

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11