| Teny iditra | ambozontany | |||
| Sokajin-teny | anarana | |||
| Singan-teny | vozona, tany | |||
| [Betsileo] Anarana omena ny hadilanana na keoka mampitohy havoana roa mifanakaiky, toy ny eo amin' ny iorenan' ny katedraly katolika ao Fianarantsoa. Toy ny toerana omen' ny Merina anarana hoe ankadilanana izany. [1.10] | ||||
| Teny iditra | Ambozontany | |||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |||
| Quartier de la vieille ville haute de Fianarantsoa [3.1] | ||||
| Voambolana | ||||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | |||
| Fangi-bolantany | -21.4333333, 47.0833333 | |||
| Haianarantany | vozona, tany | |||
| Sary |
| |||
| Teny iditra | Ambozontany | |||
| Sokajin-teny | anarana (orinasa, sns.) | |||
| Raison sociale de la maison d'éditions de la Compagnie de Jésus, autrefois située à Fianarantsoa (quartier d' Ambozontany ), et maintenant à Analamahitsy, au nord d' Antananarivo [3.1] | ||||
| Voambolana | ||||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |||
| Sary |
| |||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/03/31 |
|