|
|
|
|

Teny iditra lohataona
Sokajin-teny anarana
Singan-teny loha, taona
 Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra [1.1]
 Springtime [1.7]
 Printemps [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka; [2.69]
2fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro; [2.245]
Mpanahaka  fahavaratra ~ fararano ~ ririnina

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08