| Teny iditra |
fahavaratra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | faha,
varatra |
| | Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [1.1]
|
| | The rainy season, the summer [1.2]
|
| | Summer, the thunderstorm season [1.7]
|
| | L'été austral, la saison des temps orageux [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra.
[2.59]
|
| 2 | Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka.
[2.117]
|
| 3 | asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra;
[2.69]
|
|
| Mpanahaka |
lohataona ~
fararano ~
ririnina |
|
| Teny iditra |
Fahavaratra
|
| Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
| Mpanoratra | Ratsifandrihamanana Clarisse, 1965 |
| Mpanonta printy | 1965. Imprimerie Faneva. Takila: 150.
|
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
| Lahatsoratra |
|
|