| Teny iditra | lozabe | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Singan-teny | loza, be | |
| Masiaka aoka izany [1.1] | ||
| Cruel, sévère [1.3, 1.5] | ||
| Intraitable, méchant, sauvage [1.3] | ||
| Féroce [1.5] | ||
| Ohatra | Fa niteny indray ny vadiny hoe : "Mijanona ihany re hianao, ry havako, fa lozabe anie ikaky, ka raha miteny izy, dia varatra no mirefotra, sady ny fitoerana any an-danitra koa dia tsy azonao itoerana.
[2.69] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
|