| Teny iditra | madio (dio) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony [1.1] | |||||||||
| Clean [1.2, 1.7] | |||||||||
| Clear, pure, uncontaminated, free from guilt [1.2] | |||||||||
| Propre [1.8, 1.13] | |||||||||
| Propre, innocent [1.8] | |||||||||
| Pur [1.13] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tohi-kevitra | maloto | ||||||||
| Teny iditra | madio | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit : dyu : clarté). Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom. [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Anarana ara-tsiansa | Elaeocarpus alnifolius | ||||||||
| Teny iditra | MAD-IO
![]() | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | ||||||||
| Madagascar et Îles de l'Océan Indien [3.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/11/30 |
|