| Teny iditra | mafafa (fafa) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony [1.1] | ||
| Exhausted, empty, gone [1.2] | ||
| Raflé, entièrement enlevé [1.3] | ||
| Ohatra | ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26 |
|