| Teny iditra | mafotaka (fotaka) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Enti-milaza osa, toy ny asa tanimbary be fotaka, izay sady betsaka no mampanahirana Enti-milaza raharaha mifangaro adin-tsaina mampanahirana: Nafotaka ny adihevitra tao amin' ny zaikaben' ny mpampianatra [1.1] | |||||||
| Occupying one's time. Probably arising from the habit of a person diligent in planting rice. Always in the mud. [1.2] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/03/07 |
|