| Teny iditra | mahadidy (didy) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [1.1] | ||
| Qui coupe, ordonne, teste ou qui en a la faculté, le pouvoir [1.3] | ||
| Ohatra | Ny Zazamarolahy, tsy dia anaty ny io didy io fa ny Andriamanjaka mahadidy azy arak' izay sitra-po ny hiany.
[2.48] | |
| Teny iditra | mahadidy | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Taisaka] misakana, mandrara [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07 |
|