|
|
|
|

Teny iditra mahagaga (gaga)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
 Mahatonga ho gaga, mahavariana, mahatalanjona: Mahagaga ny fahaizan' ny olombelona fa tongany hatreny amin' ny volana
Mitovy hevitra: igagana ~ ihorehana ~ ikoizana ~ mahakepoka ~ mahasondriana ~ mahatalanjona ~ mahavaky vava ~ mahavariana ~ mahazendana ~ mampiaiky volana ~ mampidagaga ~ mampidogaga ~ mampidonàka ~ mampikoy ~ mampitampim-bava ~ mampitanàka ~ mampitokaka ~ mampitolagaga ~ mampitonàka ~ mampivanàka [1.1]
 Wonderful
To produce wonder, to make astonished [1.2]
 Astounding
To astound [1.7]
 Admirable, étonnant, surprenant: Nahagaga ahy ny hasahiany (Son audace m'a étonné) [1.3]
 Qui étonne, surprenant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahagaga
Ny lasa : nahagaga
Ny hoavy : hahagaga

Teny iditra Mahagaga
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -12.75, 48.9666667
-12.4166667, 49.35
Haianarantany maha, gaga

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25