| Teny iditra | mampiaiky volana | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mampiaiky, volana | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mahagaga | |
| Ohatra | sady tsy mba tamin'ny tenim-pahendrena mampiaiky volana no nampianarako sy nitoriako teny taminareo, fa tamin'ny fanehoan'ny Fanahy sy ny herin'Andriamanitra azy ho marina,
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |
|