|
|
|
|

Teny iditra mahamainty (mainty (inty))
Sokajin-teny mpamaritra
  [1.1]
 Qui noircit ou peut noircir [1.3]
Ohatra 
1fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza ianao. [2.996]
2aleony mamporisika ny zanany hifidy anton-draharaha any amin' ny birao tsy mahamainty molaly ny tany any. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20