| Teny iditra |
mainty
(inty)
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
/m:hyperonym>
| | Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny arim-bilany, mifanohitra amin' ny fotsy: lamba mainty Maizina dia maizina, maizim-pito: tao anatin' ny ali-mainty
[1.1]
|
| | Black [1.7]
|
| | Noir [1.3, 1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Ao ny mainty, ao ny fotsy.
[2.4]
|
| 2 | ary ny mainty tsy azo fotsiana;
[2.59]
|
|
| Sampanteny |
| Tohi-kevitra |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
| Teny iditra |
mainty
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Bara]
Maloto [1.78]
|
|
| Teny iditra |
mainty
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Crotchet [3.1]
|
| | Quarter note [3.1]
|
| | Noire [1.13]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
mainty
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| Voambolana |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
Mainty
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
| | Niger [2.996]
|
| | Niger [2.996]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|