|
|
|
|

Teny iditra mahatsikaiky (tsikaiky)
Sokajin-teny mpamaritra
 Teny ilazana olona na zavatra mampihomehy na maha-te haneso amin' ny bika aman' endriny na amin' ny fihetsiny: Mahatsikaiky Ramatoa iny amin' izato akanjony ambony lohalika
Mitovy hevitra: fanalana andro ~ fanaraby ~ fihomehezana ~ mampihomehy [1.1]
 Ridiculous [1.17]
 Risible, plaisant, qui fait rire, amusant, comique [1.3]
 Ridicule [1.9]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20