| Teny iditra |
mahavatra
(vatra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny [1.1]
|
| | To support, to endure; to carry through [1.7]
|
| | Supporter, endurer; persévérer [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana herim-batana
[1.381]
|
| 2 | Misy dia mahavatra mianatra sy mandany fotoana miaraka aminay
[2.445]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mahavatra |
| Ny lasa : |
nahavatra |
| Ny hoavy : |
hahavatra |
| Filaza mandidy : |
mahavara |
|
|