| Teny iditra |
mahavoafady
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| Singan-teny | mahavoa,
fady |
| | To cause disgrace by overstepping taboo [1.7]
|
| | Qui peut déshonorer, faire rougir, comme un acte mauvais:
Mahavoafady anao ny ratsy nataonao (Le mal que vous avez fait vous déshonore) [1.3]
|
| | Se déshonorer en violant un tabou [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Izany no nanoloran' Andriamanitra azy ho amin' ny filan-dratsy mahavoafady
[2.996]
|
| 2 | fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritreritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady;
[2.69]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mahavoafady |
| Ny lasa : |
nahavoafady |
| Ny hoavy : |
hahavoafady |
|
| Tovy hevitra | |
|