| Teny iditra | mahay mandray olona | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mahay, mandray, olona | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: tsara fanahy | |
| Ohatra | Nihevitra azy ho toy ny naterany ilay mpampiasa azy, ary noho ny toetrany mahay mandray olona, dia maro tamin' ireo mpividy sy mpivarotra aminy no nanjary tena sakaizany nifankahazo am-po.
[2.5] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |
|