|
|
|
|

Teny iditra mahefa (efa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahavita: Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra / Mahefà be e!
Mahafaty (ain' olona): Tsy mahefa ain' olona aho
Mahaloa: Atolory ny fanjakana io fa tsy nahefa trosa [1.1]
 Pouvoir faire, pouvoir achever, pouvoir mettre à mort, pouvoir payer, pouvoir restituer [1.3]
Ohatra 
1rariny raha misy mahefa ny adidiny; [1.318]
2koa raha mahefa ireo hianao dia homeny ho vadinao Imanahadreny. [2.69]
3Fa angaha koa izay lazain' ny molotra ambony sy ambany dia mahefa inona. [2.895]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahefa
Ny lasa : nahefa
Ny hoavy : hahefa
Filaza mandidy : mahefà
Tsipelina hafa 

Teny iditra mahe (efa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahefa [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20