| Teny iditra | mahitsy (hitsy) | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ [1.1] | |||||
| Straight, correct [1.7] | |||||
| Droit, être droit, direct, sans détour, juste, exact, correct: Mahitsy io làlana io (Ce chemin est droit, direct) ~ Mahitsy ny fiteniny (Son langage est correct) [1.3] | |||||
| Droit, correct [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tohi-kevitra | meloka | ||||
| Teny iditra | Mahitsy | ||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | ||||
| Voambolana | |||||
| Fangi-bolantany | -23.1666667, 47.4166667
-18.8, 47.1666667 -18.7333333, 47.3333333 | ||||
| Haianarantany | mahitsy, hitsy | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |
|