|
|
|
|

Teny iditra meloka (heloka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka [1.1]
 Crooked [1.2, 1.7]
 Courbe [1.3, 1.8]
Ohatra ny hazo meloka aza tambinana; [2.69]

Teny iditra meloka (heloka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, [1.1]
 Guilty, criminal, sinful [1.2]
 Guilty [1.7]
 Coupable [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [2.508]
2koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka. [2.654]
3Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy. [2.48]

Teny iditra meloka (heloka)
Sokajin-teny mpamaritra
  [Bara] tezitra [1.78]
 Angry, displeased [1.2]

Teny iditra Melòka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Malluch [2.996]
 Malluk [2.996]
Voambolana 
Ohatra Benjamina, Meloka, Samariasa; [2.996]
Tovy hevitra Maloka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23