| Teny iditra | maintisina (mainty (inty)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao tonga mainty, lokoana mainty: Maintisiny amin' ny fanafody ny volony [1.1] | |||||||||
| To be blackened [1.7] | |||||||||
| Qu'on noircit [1.3, 1.8] | |||||||||
| Qu'on teint en noir [1.3] | |||||||||
| Ohatra | fa ny singam-bolo-fotsy iray, tsy azon' olom-belona maintisina;
[2.59] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|