| Teny iditra |
mamafa
(fafa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tanala]
Mamaoka, manadio, mifafa [1.78]
|
| | Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin' ny kifafa: Iza no namafa ny tohatra? Mamaoka: Mamafa vilia
[1.1]
|
| | To sweep [1.2, 1.7]
|
| | To wipe, to clear away [1.2]
|
| | Balayer [1.3, 1.8, 1.405]
|
| | Essuyer [1.3, 1.8]
|
| | Rafler [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Fa angaha ny Vazaha koa mba mamafa lalana?
[2.356]
|
| 2 | Satria mahay mamafa trano tsara Izanany saingy kamo.
[2.332]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamafa |
| Ny lasa : |
namafa |
| Ny hoavy : |
hamafa |
| Filaza mandidy : |
mamafà |
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
mamafà
(fafa)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamafa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|