| Teny iditra |
mifafa
(fafa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manala ny loto, fako, potipoti-javatra amin' ny kifafa: Mifafa tokotany isa-maraina ny olona madio [1.1]
|
| | To sweep, to wipe, to clear away. [1.2]
|
| Ohatra | Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifafa |
| Ny lasa : |
nifafa |
| Ny hoavy : |
hifafa |
| Filaza mandidy : |
mifafà |
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
mifafà
(fafa)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifafa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|