|
|
|
|

Teny iditra mamaha (vaha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manaboraka: Mamaha vona
Manala fatorana: Mamaha alika
Manatsoaka: Mamaha zaigrafy
Manapaka (fanekena): Iza tamintsika àry no namaha ny fanekena voalohany [1.1]
 Détacher, délier, effiler un tissu
Figuré: rompre une convention [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamaha
Ny lasa : namaha
Ny hoavy : hamaha
Filaza mandidy : mamahà

Teny iditra mamahà (vaha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamaha [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20