| Teny iditra |
mamakafaka
(fakafaka (faka))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manontany mba hamotopototra; mandinika; manadihady [1.1]
|
| | To examine closely [1.7]
|
| | Examiner de près,
faire une enquête [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | O ry foko koa injao fa mamakafaka ny alina!
[1.279]
|
| 2 | Dombo satria tsy afaka mivelatra na mamakafaka zavatra.
[1.317]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamakafaka |
| Ny lasa : |
namakafaka |
| Ny hoavy : |
hamakafaka |
| Filaza mandidy : |
mamakafakà |
|
|
| Teny iditra |
mamakafakà
(fakafaka)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamakafaka
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|