| Teny iditra | mamarina (varina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady" Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mamarina (vary) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamary | ||||||||
| [Tambahoaka] Manomboha! [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|