|
|
|
|

Teny iditra mamazana (vazana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manaikitramafy
Manery mba hanoka-bava sy nify: Izaho no aoka hamazana an' io zaza io raha tsy mety hisotro fanafody [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamazana
Ny lasa : namazana
Ny hoavy : hamazana
Filaza mandidy : mamazàna

Teny iditra mamazàna (vazana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamazana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/11