| Teny iditra |
mambabo
(babo)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary [1.1]
|
| | To capture, to seize [1.7]
|
| | Capturer [1.3, 1.8]
|
| | Confisquer, piller [1.3]
|
| | Saisir [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Fisainana lalina no mambabo azy mianaka, samy tsy nisy nihetsika ao avara-patana.
[2.470]
|
| 2 | Ny kintana alinalina, Mambabo ny fanahy, Mandravaka ny alina, Manetsiketsika ahy!
[1.263]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mambabo |
| Ny lasa : |
nambabo |
| Ny hoavy : |
hambabo |
| Filaza mandidy : |
mambaboa |
|
| Tsipelina hafa |
|