|
|
|
|

Teny iditra mamabo (babo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany
Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha
Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy [1.1]
 To capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil. [1.2]
 Capturer, confisquer, piller [1.3]
Ohatra 
1Toy ilay mamabo jorery : ny feony mameno lohasaha; [2.69]
2nefa ry zalahy any mamabo, fa isika tsy mahazo na inona na inona. [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamabo
Ny lasa : namabo
Ny hoavy : hamabo
Filaza mandidy : mamaboa
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20