|
|
|
|

Teny iditra babo
Sokajin-teny anarana
 Olona resy an' ady ka entin' ny mpandresy manaraka azy toy ny fananany mihitsy
Mitovy hevitra: sambobelona
Zavatra na fiadiana na entana, azo tamin' ny ady ka naniary fananan' izay nahazo azy; na zavatra nangalarin' ny mpangalatra [1.1]
 Booty, captives [1.2, 1.7]
 Spoil; plunder of any kind. See sambotra and toha. [Swa. Babua, root of verb to strip off.] [1.2]
 Prisonnier de guerre, butin [1.3, 1.8]
 Capture, les biens confisqués [1.3]
Ohatra 
1Ento daholo ny babo rehetra! [2.324]
2Betsaka ny babo, babo olona betsaka, ary ny omby betsaka koa nentin' ny vahoaka. [2.48]
Haiendriteny 
Tsotra : babo, baboko, babonao, babony, babontsika, babonay, babonareo, babon', babon-, babom-
Sampanteny 

Teny iditra babo
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taisaka] Mora vidy [1.78]
 Resy, azo tanteraka: Babon' ilay zazavavy ny fony ka tsy nahapetraka izy [1.1]
  [Taisaka] Bon marché [1.82]

Teny iditra babo
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Omby torahin-defona vonoina raha mpanankarena no maty [1.78]

Teny iditra babo
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Toko; fizarana lahatsoratra [1.78]

Teny iditra babo
Sokajin-teny anarana
 A twining plant with a large succulent root, which is eaten by the Sakalava to quench thirst. Dioscorea (?) sp. Also called bemandry. [1.2]
  [Mahafaly] (au sens figuré : qu'on se procure facilement, à bon marché).
Dioscorea trichopoda Jum. & H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule comestible [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Dioscorea trichopoda
Tovy hevitra bemandry
Tsipelina hafa 

Teny iditra babo
Sokajin-teny anarana
 (de babona, le na final ne se prononçant pas dans plusieurs dialectes de la côte Est). Nom de plusieurs végétaux produisant du latex :
[Betsimisaraka] Mascarenhasia arborescens A.DC. (Apocynaceae) fournit un bon caoutchouc.
[Tanala] Mascarenhasia macrosiphon Baker (Apocynaceae) fournit aussi un bon caoutchouc.
[Taifasy, Taisaka] Euphorbiaceae indéterminée. Arbre à latex abondant et très caustique. Référence Boiteau 2114 (1970). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Mascarenhasia arborescens, Mascarenhasia macrosiphon

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/15