| Teny iditra | mamboatra (voatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao, manome endrika: Mamboatra trano Manomana, mikarakara: Mamboatra nahandro Mandamina, mandrindra: Izy no namboatra ny adinay [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manamboatra | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|