| Teny iditra |
manamboatra
(voatra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao, manome endrika: Manamboatra trano Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay [1.1]
|
| | To arrange, to prepare; to repair [1.7]
|
| | Arranger: préparer; réparer [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | ary manorina sy manamboatra ny trano tokony hivavahany;
[2.366]
|
| 2 | Afaka manamboatra ianareo roa lahy, hoy ny navaliny anay.
[2.445]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manamboatra |
| Ny lasa : |
nanamboatra |
| Ny hoavy : |
hanamboatra |
|
| Tovy hevitra | |
|