| Teny iditra |
mamboraha > mamboraka
(boraka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Milaza ny zavatra miafina ao am-po: Namboraka tamiko ny fikasany hanao Mpiasan' Andriamanitra izy [1.1]
|
| | Mamelatra [1.13]
|
| | Délier, défaire, déballer, révéler, manifester [1.3]
|
| | Développer [1.13]
|
| Ohatra | Fomban'ny mpikabary mahavoa tokoa: ilay mpihaino ihany no asainy mandinika sy mamboraka ny tian-kolazaina aminy.
[2.298]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamboraka |
| Ny lasa : |
namboraka |
| Ny hoavy : |
hamboraka |
| Filaza mandidy : |
mamboraha |
|
| Tsipelina hafa |
|